Levitikosy 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ampanenoy ny anjombona avo feo,+ amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito.+ Amin’ny andro fandrakofam-pahotana+ no hampanenoanareo ny anjombona, manerana ny taninareo. Nomery 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manaova trompetra+ volafotsy roa, izay hotefenao amin’ny marotoa, ka izany no hampiasainao hamoriana+ ny vahoaka sy hampilazana fa tokony hiainga ireo toby.
9 Ary ampanenoy ny anjombona avo feo,+ amin’ny andro fahafolon’ny volana fahafito.+ Amin’ny andro fandrakofam-pahotana+ no hampanenoanareo ny anjombona, manerana ny taninareo.
2 “Manaova trompetra+ volafotsy roa, izay hotefenao amin’ny marotoa, ka izany no hampiasainao hamoriana+ ny vahoaka sy hampilazana fa tokony hiainga ireo toby.