Deoteronomia 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Salamo 97:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+Izay mandevona ny fahavalony manodidina.+ Hebreo 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Fa afo mandevona koa ny Andriamanitsika.+
24 Fa afo mandevona i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+