Deoteronomia 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Koa nanatona ianareo, dia nitsangana teo am-pototry ny tendrombohitra. Ary nirehitra ilay tendrombohitra, ka nisy afo nanakatra ny lanitra, sady nisy haizina sy rahona ary haizim-pito.+ Apokalypsy 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+ Apokalypsy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,
11 “Koa nanatona ianareo, dia nitsangana teo am-pototry ny tendrombohitra. Ary nirehitra ilay tendrombohitra, ka nisy afo nanakatra ny lanitra, sady nisy haizina sy rahona ary haizim-pito.+
6 Ary hitako fa nisy anjely hafa iray nanidina teny afovoan’ny lanitra.+ Nanana vaovao tsara+ mandrakizay izy, dia vaovao mahafaly hotorina amin’ny mponin’ny tany sy amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny ary vahoaka rehetra.+
17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,