FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa raha mbola tsy mety mandefa ny oloko ihany ianao, dia hitondra valala ao amin’ny faritry ny taninao aho rahampitso.+

  • Eksodosy 10:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Atsory+ ambonin’ny tany Ejipta ny tananao mba ho avy ny valala. Amin’izay dia hiakatra ireny ka hihinana ny zavamaniry rehetra amin’ny tany, dia izay rehetra navelan’ny havandra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara