Efesianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa aoka ianareo ho mafy orina, ka ataovy fehikibo+ eo amin’ny andilanareo ny fahamarinana,+ ary tafio ny fahitsiana ho fiarovan-tratra.+ 1 Tesalonianina 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa an’ny andro kosa isika, ka aoka hisaina tsara foana sy hitafy ny finoana+ sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra,+ ary hitafy ny fanantenana famonjena+ ho fiarovan-doha,+ 2 Timoty 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Miaramila+ tsaran’i Kristy Jesosy ianao, ka miareta koa fahoriana.+
14 Koa aoka ianareo ho mafy orina, ka ataovy fehikibo+ eo amin’ny andilanareo ny fahamarinana,+ ary tafio ny fahitsiana ho fiarovan-tratra.+
8 Fa an’ny andro kosa isika, ka aoka hisaina tsara foana sy hitafy ny finoana+ sy ny fitiavana ho fiarovan-tratra,+ ary hitafy ny fanantenana famonjena+ ho fiarovan-doha,+