Apokalypsy 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahadimy. Ary hitako fa nisy kintana+ avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany, ary nomena azy io ny lakilen’ny+ lavaka mangitsokitsoka.+ Apokalypsy 20:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary hitako fa nisy anjely nidina avy any an-danitra, ary teny an-tanany ny lakilen’ny lavaka mangitsokitsoka+ sy rojo vy lehibe.
9 Ary nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahadimy. Ary hitako fa nisy kintana+ avy any an-danitra nilatsaka tetỳ an-tany, ary nomena azy io ny lakilen’ny+ lavaka mangitsokitsoka.+
20 Ary hitako fa nisy anjely nidina avy any an-danitra, ary teny an-tanany ny lakilen’ny lavaka mangitsokitsoka+ sy rojo vy lehibe.