Genesisy 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary Hidekela+ no anaran’ny renirano fahatelo: Izy io no mankany atsinanan’i Asyria.+ Ary i Eofrata+ no renirano fahefatra. Apokalypsy 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ny fahenina+ nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra ny ranony,+ mba hanomanana ny lalana ho an’ireo mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro. Apokalypsy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy izy tamiko: “Tsy inona ny rano efa hitanao, izay ipetrahan’ilay mpivaro-tena, fa olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.+
14 Ary Hidekela+ no anaran’ny renirano fahatelo: Izy io no mankany atsinanan’i Asyria.+ Ary i Eofrata+ no renirano fahefatra.
12 Ary ny fahenina+ nandraraka ny tao am-biliany teo amin’i Eofrata,+ ilay renirano lehibe, dia ritra ny ranony,+ mba hanomanana ny lalana ho an’ireo mpanjaka+ avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro.
15 Ary hoy izy tamiko: “Tsy inona ny rano efa hitanao, izay ipetrahan’ilay mpivaro-tena, fa olona sy vahoaka sy firenena ary olona samy hafa fiteny.+