Daniela 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana.+ Ary tsy mba nisy nanampy ahy tamin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andrianan’ny firenenareo.+ Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+ Apokalypsy 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy ady nipoaka tany an-danitra: I Mikaela+ sy ny anjeliny niady tamin’ilay dragona. Ary niady koa ilay dragona sy ny anjeliny
21 Holazaiko aminao anefa izay voasoratra ao amin’ny bokin’ny fahamarinana.+ Ary tsy mba nisy nanampy ahy tamin’izany, afa-tsy i Mikaela,+ ilay andrianan’ny firenenareo.+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa, rehefa nifamaly+ tamin’ny Devoly sy nifanditra taminy ny amin’ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy tamin’ny teny manevateva,+ fa nilaza kosa hoe: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”+
7 Ary nisy ady nipoaka tany an-danitra: I Mikaela+ sy ny anjeliny niady tamin’ilay dragona. Ary niady koa ilay dragona sy ny anjeliny