Apokalypsy 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 ary nisy horonam-boky kely nivelatra teny an-tanany. Ary najorony teo ambonin’ny ranomasina ny tongony havanana, fa teo amin’ny tany kosa ny havia,+
2 ary nisy horonam-boky kely nivelatra teny an-tanany. Ary najorony teo ambonin’ny ranomasina ny tongony havanana, fa teo amin’ny tany kosa ny havia,+