2 Tantara 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nanao fitoeran-jiro+ volamena izy ka fitoeran-jiro folo mitovy no napetrany tao amin’ny tempoly,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+ Apokalypsy 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary izao ilay zava-miafina masina momba ny kintana fito+ izay efa hitanao teo an-tanako havanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito:+ Tsy inona ny kintana fito fa ny anjelin’ny fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia fiangonana fito.+
7 Ary nanao fitoeran-jiro+ volamena izy ka fitoeran-jiro folo mitovy no napetrany tao amin’ny tempoly,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia.+
20 Ary izao ilay zava-miafina masina momba ny kintana fito+ izay efa hitanao teo an-tanako havanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito:+ Tsy inona ny kintana fito fa ny anjelin’ny fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia fiangonana fito.+