FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Niseho tamin’i Abrahama+ sy Isaka+ ary Jakoba+ aho, tamin’ny maha Andriamanitra Mahery Indrindra+ ahy. Fa ilay anarako hoe Jehovah+ kosa, mbola tsy tena nampahafantariko+ azy.

  • Amosa 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa ilay Mpamolavola ny tendrombohitra+ sy Mpamorona ny rivotra,+ Ilay mampahafantatra amin’ny zanak’olombelona ny heviny,+ Ilay mahatonga ny mazava ratsy ho maizina,+ Ilay manitsaka ny toerana avo eto an-tany,+ dia Jehovah Andriamanitry ny tafika no anarany.”+

  • Apokalypsy 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary reko ny alitara nanao hoe: “Eny, Jehovah Andriamanitra ô, ilay Mahery Indrindra,+ marina sy ara-drariny ny didim-pitsaranao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara