1 Tesalonianina 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra+ ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra.+ Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+ Hebreo 11:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary raha tsy amin’ny finoana,+ dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra,+ satria izay manatona azy dia tsy maintsy mino fa misy izy+ sady mpamaly soa+ an’izay mitady mafy azy.+ Apokalypsy 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nahare feo avy any an-danitra aho nanao hoe: “Soraty izao: Sambatra izay maty+ ao amin’ny Tompo+ manomboka izao.+ Eny, hoy ny fanahy, aoka izy hitsahatra amin’ny asa mafy nataony, fa ny zavatra nataony manaraka azy.”
16 satria ny Tompo mihitsy amin’izay no hidina avy any an-danitra+ ka hanome baiko mafy amin’ny feon’arkanjely+ sady hihazona ny trompetran’Andriamanitra.+ Koa izay maty ao amin’i Kristy no hitsangana voalohany.+
6 Ary raha tsy amin’ny finoana,+ dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka amin’Andriamanitra,+ satria izay manatona azy dia tsy maintsy mino fa misy izy+ sady mpamaly soa+ an’izay mitady mafy azy.+
13 Ary nahare feo avy any an-danitra aho nanao hoe: “Soraty izao: Sambatra izay maty+ ao amin’ny Tompo+ manomboka izao.+ Eny, hoy ny fanahy, aoka izy hitsahatra amin’ny asa mafy nataony, fa ny zavatra nataony manaraka azy.”