Isaia 49:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nataony toy ny sabatra maranitra ny vavako.+ Nafeniny teo ambany aloky+ ny tanany aho.+ Nataony lasa zana-tsipìka maranitra aho, ary nafeniny tao amin’ny tranon-jana-tsipìkany.
2 Nataony toy ny sabatra maranitra ny vavako.+ Nafeniny teo ambany aloky+ ny tanany aho.+ Nataony lasa zana-tsipìka maranitra aho, ary nafeniny tao amin’ny tranon-jana-tsipìkany.