Matio 13:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 ary ny fahavalo namafy izany dia ny Devoly.+ Ny fotoam-pijinjana+ dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity,+ ary ny mpijinja dia anjely.
39 ary ny fahavalo namafy izany dia ny Devoly.+ Ny fotoam-pijinjana+ dia ny fifaranan’ny rafitr’ity tontolo ity,+ ary ny mpijinja dia anjely.