Hebreo 13:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+ Apokalypsy 22:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+
12 Nijaly tany ivelan’ny vavahady+ koa i Jesosy, mba hanamasinany+ ny vahoaka amin’ny alalan’ny rany.+
15 Fa any ivelany ny alika+ sy ny mpilalao ody+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpamono olona sy ny mpanompo sampy ary izay tia lainga sy mpandainga.’+