19 ‘Fantatro izay ataonao sy ny fitiavanao+ sy ny finoanao sy ny fanompoanao ary ny fiaretanao, ary fantatro fa be kokoa noho ny tany aloha ny nataonao+ tatỳ aoriana.+
3“Ary soraty izao ho an’ny anjelin’ny+ fiangonana atsy Sardisy: Izao no lazain’ilay manana ny fanahy+ fiton’Andriamanitra sy ny kintana fito:+ ‘Fantatro izay ataonao, fa malaza ho velona ianao, nefa maty.+