Daniela 8:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 “Ary rehefa hifarana ny fanjakan’izy ireo, eny, rehefa tafahoatra loatra ny fahotan’ireo mpandika lalàna, dia hitsangana ny mpanjaka iray masiaka endrika, izay mahay ny dikan’ny teny saro-pantarina.+
23 “Ary rehefa hifarana ny fanjakan’izy ireo, eny, rehefa tafahoatra loatra ny fahotan’ireo mpandika lalàna, dia hitsangana ny mpanjaka iray masiaka endrika, izay mahay ny dikan’ny teny saro-pantarina.+