Apokalypsy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa hoy ilay anjely tamiko: “Nahoana ianao no gaga? Holazaiko anao ny zava-miafina momba an-dravehivavy+ sy ilay bibidia mitondra azy izay manan-doha fito sy tandroka folo:+
7 Koa hoy ilay anjely tamiko: “Nahoana ianao no gaga? Holazaiko anao ny zava-miafina momba an-dravehivavy+ sy ilay bibidia mitondra azy izay manan-doha fito sy tandroka folo:+