Jeremia 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+ fa izaho kosa tsy mba ho menatra.+ Aoka hihorohoro izy ireo, fa izaho kosa tsy mba hihorohoro. Ataovy tonga aminy ny andro mahory,+ ary ataovy avo roa heny ny fahavoazana mahazo azy.+ Jeremia 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Miakara hanafika an’i Merataima+ sy ny mponin’i Pekoda.+ Fandripahana sy fandringanana no aoka hanaraka akaiky azy ireo”, hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra nandidiako anao.+
18 Aoka ho menatra ireo mpanenjika ahy,+ fa izaho kosa tsy mba ho menatra.+ Aoka hihorohoro izy ireo, fa izaho kosa tsy mba hihorohoro. Ataovy tonga aminy ny andro mahory,+ ary ataovy avo roa heny ny fahavoazana mahazo azy.+
21 “Miakara hanafika an’i Merataima+ sy ny mponin’i Pekoda.+ Fandripahana sy fandringanana no aoka hanaraka akaiky azy ireo”, hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra nandidiako anao.+