- 
	                        
            
            Jeremia 51:58Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        58 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Tsy maintsy horavana ny mandan’i Babylona+ na dia matevina aza. Ary hodorana+ ny vavahadiny na dia avo aza. Ho very maina fotsiny ny fisasaran’ny vahoaka,+ ary ho zava-poana ny fisasaran’ireo firenena satria ho levon’ny afo+ ny asany. Ho sasa-poana fotsiny izy ireo.” 
 
-