Mpitoriteny 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Izay tia volafotsy dia tsy ho afa-po amin’izay volafotsy ananany. Ary izay tia harena koa tsy ho afa-po amin’izay harena azony.+ Zava-poana koa izany.+
10 Izay tia volafotsy dia tsy ho afa-po amin’izay volafotsy ananany. Ary izay tia harena koa tsy ho afa-po amin’izay harena azony.+ Zava-poana koa izany.+