Isaia 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nitsahatra ny feo falifalin’ny ampongatapaka, nifarana ny horakoraky ny olona ravoravo fatratra, ary nitsahatra koa ny feo falifalin’ny harpa.+ Ezekiela 26:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “‘Hatsahatro hatreo ny tabataban’ny hiranao,+ ary tsy ho re intsony ny feon’ny harpa fandre ao aminao.+
8 Nitsahatra ny feo falifalin’ny ampongatapaka, nifarana ny horakoraky ny olona ravoravo fatratra, ary nitsahatra koa ny feo falifalin’ny harpa.+
13 “‘Hatsahatro hatreo ny tabataban’ny hiranao,+ ary tsy ho re intsony ny feon’ny harpa fandre ao aminao.+