Marka 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tonga anefa ny andro iray tena nety,+ dia ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i+ Heroda, izay nanaovany fanasana takariva ho an’ny manam-pahefana ambony sy ny mpitari-tafika ary ireo lohandohany tany Galilia.
21 Tonga anefa ny andro iray tena nety,+ dia ny fitsingerenan’ny andro nahaterahan’i+ Heroda, izay nanaovany fanasana takariva ho an’ny manam-pahefana ambony sy ny mpitari-tafika ary ireo lohandohany tany Galilia.