Matio 25:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha mbola lasa nividy izy ireo, dia tonga ny mpampakatra. Niara-niditra taminy tao amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady ireo virjiny efa vonona,+ ary nohidiana ny varavarana. Apokalypsy 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”
10 Raha mbola lasa nividy izy ireo, dia tonga ny mpampakatra. Niara-niditra taminy tao amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady ireo virjiny efa vonona,+ ary nohidiana ny varavarana.
9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”