FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hopotehinao amin’ny tehim-by ireny,+

      Ary homontsamontsaninao toy ny vilany tanin’ny mpanefy tanimanga.”+

  • Apokalypsy 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary hifehy* ny olona amin’ny tehim-by izy,+ dia ho potipotika toy ny vilany tanimanga ireny.+ Eny, homeko fahefana izy, tahaka izay noraisiko avy tamin’ny Raiko.

  • Apokalypsy 12:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary tera-dahy ravehivavy,+ dia zazalahy hifehy* ny firenena rehetra amin’ny tehim-by.+ Ary nentina haingana nankany amin’Andriamanitra sy ny seza fiandrianany ilay zanany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara