- 
	                        
            
            Ezekiela 39:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
17 “Ry zanak’olona, izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Lazao amin’ny karazam-borona rehetra sy amin’ny bibidia rehetra hoe:+ “Avia daholo! Miangòna manodidina ny sorona atolotro ho anareo, dia ilay sorona lehibe eny amin’ny tendrombohitr’i Israely.+ Fa hihinana nofo sy hisotro ra ianareo.+
 
 -