Ezekiela 39:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hiampatrampatra eny amin’ireo tendrombohitr’i Israely ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena miaraka aminao. Ary homeko ho sakafon’ny vorona mpihaza sy ny karazam-borona rehetra ary ny bibidia ianao.”’+ Apokalypsy 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,
4 Hiampatrampatra eny amin’ireo tendrombohitr’i Israely ianao+ sy ny miaramilanao rehetra ary ny firenena miaraka aminao. Ary homeko ho sakafon’ny vorona mpihaza sy ny karazam-borona rehetra ary ny bibidia ianao.”’+
17 Hitako koa fa nisy anjely nijoro teo amin’ny masoandro, ary niantsoantso mafy izy ka nilaza tamin’ny vorona+ rehetra nanidina teny afovoan’ny lanitra hoe: “Avia atỳ ka miangòna ho amin’ny sakafo hariva lehibe nataon’Andriamanitra,