FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 39:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nampiandraiketiny an’i Josefa daholo izay rehetra nananany. Tsy nieritreritra na inona na inona intsony mihitsy i Potifara, afa-tsy izay sakafo hohaniny ihany. Ary lasa tsara bika sy tsara tarehy i Josefa.

  • Salamo 105:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia notendreny hiandraikitra ny ankohonany izy,

      Sy hitantana ny fananany rehetra,+

  • Asan’ny Apostoly 7:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nialona an’i Josefa+ ireo loham-pianakaviantsika ka nivarotra azy, dia nentina tany Ejipta izy.+ Nanampy azy anefa Andriamanitra,+ 10 ka namonjy azy tamin’ny fahoriany rehetra. Ary nataon’Andriamanitra izay hahazoany sitraka tamin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, sy izay hananany fahendrena teo anatrehan’io mpanjaka io. Dia notendren’i Farao hiandraikitra an’i Ejipta sy ny tao an-tranony rehetra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara