Nomery 31:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+ Deoteronomia 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary 120 taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony, sady tsy nihena ny heriny.
2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+
7 Ary 120 taona i Mosesy tamin’izy maty,+ nefa tsy nihananjavozavo ny masony, sady tsy nihena ny heriny.