Nomery 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia novorin’i Mosesy sy Arona teo alohan’ilay vatolampy ny fiangonana, ka hoy izy: “Henoy izao, ry mpikomy! Angaha izahay tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy ato amin’ity vatolampy ity?”+ Nomery 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Satria ianareo tsy naneho finoana ahy sady tsy nanamasina ahy teo imason’ny vahoakan’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ Deoteronomia 1:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tezitra tamiko mihitsy koa aza i Jehovah noho ny nataonareo, ka niteny hoe: “Ianao koa tsy hiditra any,+
10 Dia novorin’i Mosesy sy Arona teo alohan’ilay vatolampy ny fiangonana, ka hoy izy: “Henoy izao, ry mpikomy! Angaha izahay tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy ato amin’ity vatolampy ity?”+
12 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Satria ianareo tsy naneho finoana ahy sady tsy nanamasina ahy teo imason’ny vahoakan’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+
37 Tezitra tamiko mihitsy koa aza i Jehovah noho ny nataonareo, ka niteny hoe: “Ianao koa tsy hiditra any,+