30 Ary ataovy ao anatin’ilay saron-tratra fitsarana ny Orima sy ny Tomima.*+ Tsy maintsy hataon’i Arona eo amin’ny fony ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy. Hataony eo amin’ny fony foana ireo rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah izy mba hitsara ny Israelita.
65 Nilaza tamin’izy ireo ny governora*+ fa tsy tokony hihinana ny zavatra masina indrindra+ izy ireo, raha tsy rehefa misy mpisorona afaka mamantatra an’izany amin’ny Orima sy Tomima.+