Nomery 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Manamboara trompetra+ volafotsy roa. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy, dia ampiasao rehefa tokony hantsoina ny vahoaka, na rehefa tokony hifindra lasy. Salamo 81:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsofy ny anjombona rehefa tsinam-bolana+Sy rehefa fenomanana, fa fety ny andro.+
2 “Manamboara trompetra+ volafotsy roa. Tefeo amin’ny marotoa ilay izy, dia ampiasao rehefa tokony hantsoina ny vahoaka, na rehefa tokony hifindra lasy.