Nomery 28:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra tsy tapaka.+ Nomery 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izany hoe lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha,* afangaro menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto.+
3 “Lazao aminy hoe: ‘Izao no fanatitra atao anaty afo hatolotrareo ho an’i Jehovah: Ondrilahy kely roa tsy misy kilema herintaona avy, ho fanatitra dorana atolotra tsy tapaka.+
5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izany hoe lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha,* afangaro menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto.+