16 “‘Raha fanatitra fanefana voady+ na fanatitra an-tsitrapo+ ny sorona atolotra, dia amin’ny andro anolorana an’ilay sorona no ihinanana azy. Azo hanina ny ampitso koa ny ambiny.
21 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana+ ho an’i Jehovah mba hanefana voady na ho fanatitra an-tsitrapo, dia tokony ho biby tsy misy kilema no hatolony, na omby izany na ondry na osy, mba hahazoany sitraka. Tsy tokony hanan-takaitra mihitsy izany.