Deoteronomia 3:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Dia nanome an’izao didy izao anareo aho: ‘Efa nomen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity tany ity mba halainareo ho anareo. Handray ny fiadiany daholo ny lehilahy mahery fo eo aminareo, dia hiampita eo alohan’ny Israelita rahalahinareo.+ Josoa 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Niampita teo alohan’ny Israelita hafa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, sady nilahatra tsara hoatran’ny miaramila.+ Izany mantsy ny toromarika nomen’i Mosesy azy ireo.+
18 “Dia nanome an’izao didy izao anareo aho: ‘Efa nomen’i Jehovah Andriamanitrareo anareo ity tany ity mba halainareo ho anareo. Handray ny fiadiany daholo ny lehilahy mahery fo eo aminareo, dia hiampita eo alohan’ny Israelita rahalahinareo.+
12 Niampita teo alohan’ny Israelita hafa ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase, sady nilahatra tsara hoatran’ny miaramila.+ Izany mantsy ny toromarika nomen’i Mosesy azy ireo.+