Deoteronomia 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nomeko ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa ny ambiny amin’i Gileada sy ny faritr’i Basana manontolo, izay anisan’ny fanjakan’i Oga.+ Tanin’ny Refaima no nahafantarana ny faritr’i Argoba manontolo, izay anisan’i Basana. Josoa 13:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary ny antsasak’i Gileada sy Astarota ary Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira araka ny fianakaviany avy. Josoa 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.
13 Nomeko ho an’ny antsasaky ny fokon’i Manase kosa ny ambiny amin’i Gileada sy ny faritr’i Basana manontolo, izay anisan’ny fanjakan’i Oga.+ Tanin’ny Refaima no nahafantarana ny faritr’i Argoba manontolo, izay anisan’i Basana.
31 Ary ny antsasak’i Gileada sy Astarota ary Edrehy,+ izay tanàna nofehezin’i Oga mpanjaka tany Basana, dia azon’ny taranak’i Makira+ zanak’i Manase, izany hoe ny antsasaky ny taranak’i Makira araka ny fianakaviany avy.
17 Dia nahazo ny anjarany tamin’ny antsapaka+ ny fokon’i Manase+ satria izy no lahimatoan’i Josefa.+ I Makira+ lahimatoan’i Manase sady rain’i Gileada, no nahazo an’i Gileada sy Basana.+ Lehilahy mpiady mantsy izy.