Genesisy 47:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nasain’i Josefa nipetraka tao Ejipta àry ny rainy sy ny rahalahiny. Dia nomeny tany tao amin’ny faritra tsara indrindra, tao Ramesesa,+ izy ireo, araka ny baikon’i Farao. Eksodosy 12:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia niala tao Ramesesa+ ny Israelita ka nankany Sokota.+ Nisy 600 000 teo ho eo ny lehilahy nandeha an-tongotra, ankoatra ny ankizy.+
11 Nasain’i Josefa nipetraka tao Ejipta àry ny rainy sy ny rahalahiny. Dia nomeny tany tao amin’ny faritra tsara indrindra, tao Ramesesa,+ izy ireo, araka ny baikon’i Farao.
37 Dia niala tao Ramesesa+ ny Israelita ka nankany Sokota.+ Nisy 600 000 teo ho eo ny lehilahy nandeha an-tongotra, ankoatra ny ankizy.+