Nomery 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Avy teo Kibrota-hatava ny vahoaka no niainga ho any Hazerota. Dia nijanona tao Hazerota izy ireo.+ Nomery 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Avy eo dia niala tao Hazerota+ ny vahoaka, ka nitoby tany an-tany efitr’i Parana.+
35 Avy teo Kibrota-hatava ny vahoaka no niainga ho any Hazerota. Dia nijanona tao Hazerota izy ireo.+