Nomery 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niainga ny Israelita ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+ Nomery 36:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ireo no didy sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+
22 Dia niainga ny Israelita ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+
13 Ireo no didy sy didim-pitsarana nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+