FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 23:20, 21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+ 21 Henoy tsara izy ary ankatoavy ny teniny. Aza mikomy aminy, fa tsy hamela ny helokao izy,+ satria manao zavatra amin’ny anarako izy.*

  • 1 Korintianina 10:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Anatra ho antsika izany, mba tsy haniriantsika zava-dratsy, hoatr’azy ireo naniry an’izany.+

  • 1 Korintianina 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Aza mimenomenona toy ny sasany tamin’ireny izay nimenomenona,+ ka matin’ny mpandringana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara