Eksodosy 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia lasa nankany aorianan’ny Israelita ny anjelin’ilay tena Andriamanitra,+ izany hoe ilay anjely nandeha teo alohany. Nifindra nankany aoriana koa ilay andry rahona izay teo alohan’izy ireo, dia nijanona tao aorianany.+ Eksodosy 23:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+ Eksodosy 33:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+
19 Dia lasa nankany aorianan’ny Israelita ny anjelin’ilay tena Andriamanitra,+ izany hoe ilay anjely nandeha teo alohany. Nifindra nankany aoriana koa ilay andry rahona izay teo alohan’izy ireo, dia nijanona tao aorianany.+
20 “Haniraka anjely eo alohanao aho,+ mba hiaro anao eny an-dalana sy hitondra anao ho any amin’ny toerana efa nomaniko.+
2 Haniraka anjely eo alohanao aho,+ sady handroaka ny Kananita, ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Hivita, ary ny Jebosita.+