Nomery 14:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita nipetraka teo amin’ilay tendrombohitra, ka namely sy nanaparitaka azy ireo hatrany Horma.+
45 Dia nidina ny Amalekita sy ny Kananita nipetraka teo amin’ilay tendrombohitra, ka namely sy nanaparitaka azy ireo hatrany Horma.+