Nomery 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary nankeo amin’i Balama Andriamanitra ny alin’iny, ka niteny hoe: “Raha tonga hiantso anao ireo olona ireo, dia mandehana miaraka aminy, fa izay holazaiko aminao ihany no azonao lazaina.”+
20 Ary nankeo amin’i Balama Andriamanitra ny alin’iny, ka niteny hoe: “Raha tonga hiantso anao ireo olona ireo, dia mandehana miaraka aminy, fa izay holazaiko aminao ihany no azonao lazaina.”+