Nomery 22:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ny ampitso maraina, dia nalain’i Balaka i Balama ka nentiny niakatra nankeo Bamota-bala. Teo izy no nahatazana an’ilay vahoaka manontolo.+ Nomery 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity,+ dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.” Nomery 23:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa nentiny nankeo amin’ny sahan’i Zofima teo an-tampon’i Pisga+ i Balama. Dia nanorina alitara fito i Balaka, ary nanolotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.+
41 Ny ampitso maraina, dia nalain’i Balaka i Balama ka nentiny niakatra nankeo Bamota-bala. Teo izy no nahatazana an’ilay vahoaka manontolo.+
23 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity,+ dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.”
14 Koa nentiny nankeo amin’ny sahan’i Zofima teo an-tampon’i Pisga+ i Balama. Dia nanorina alitara fito i Balaka, ary nanolotra ombilahy iray sy ondrilahy iray teo ambonin’ny alitara tsirairay.+