Nomery 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia niainga ny Israelita ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+ Nomery 33:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 ary niainga avy teo amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+
22 Dia niainga ny Israelita ka nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teny ampitan’i Jordana sady tandrifin’i Jeriko.+
48 ary niainga avy teo amin’ireo tendrombohitr’i Abarima, dia nitoby teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba, teo akaikin’ny Reniranon’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+