Nomery 16:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo. Nomery 16:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Avy eo dia nisy afo nalefan’i Jehovah+ ka nandevona an’ireo 250 lahy nanatitra emboka manitra.+ Salamo 106:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nisy afo nandoro an’ireo mpomba azy ireo;Nisy lelafo nandevona an’ireo ratsy fanahy.+
32 Dia nisokatra* ny tany ka nitelina azy ireo sy ny ankohonany ary ny olona rehetra niaraka tamin’i Kora.+ Natelin’ny tany daholo koa ny fananan’ireo olona ireo.