Genesisy 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona. Genesisy 46:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela, Jamina, Ohada, Jakina, Zohara, ary Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita. Eksodosy 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, Jamina, Ohada, Jakina, Zohara, ary Saoly zanakalahin’ny vehivavy kananita.+ Ireo no fianakavian’i Simeona. 1 Tantara 4:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Nemoela, Jamina, Jariba, Zera, ary Saoly.+
23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona.
10 Ny zanakalahin’i Simeona+ dia i Jemoela, Jamina, Ohada, Jakina, Zohara, ary Saoly+ zanakalahin’ny vehivavy kananita.
15 Ny zanakalahin’i Simeona dia i Jemoela, Jamina, Ohada, Jakina, Zohara, ary Saoly zanakalahin’ny vehivavy kananita.+ Ireo no fianakavian’i Simeona.