FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 38:7-10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nanao zavatra tsy nahafaly an’i Jehovah anefa i Era lahimatoan’i Joda, ka novonoin’i Jehovah ho faty. 8 Hoy àry i Joda tamin’i Onana: “Alaivo ho vady* ny vadin’ilay rahalahinao efa maty dia manaova firaisana aminy, mba hanomezana taranaka ho an’ilay rahalahinao.”+ 9 Fantatr’i Onana anefa fa tsy hatao ho anisan’ny zanany ilay zaza,+ ka nariany tamin’ny tany ny tsirinainy rehefa nanao firaisana tamin’ilay vadin’ny rahalahiny izy, amin’izay tsy hahazo taranaka ilay rahalahiny.+ 10 Ratsy teo imason’i Jehovah anefa ny zavatra nataony, ka novonoiny ho faty koa izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara