1 Tantara 21:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gada,+ ilay mpahita fahitana ho an’i Davida: 10 “Mandehana lazao amin’i Davida hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Omeko safidy telo ianao, dia fidio izay iray tianao hataoko aminao.”’”
9 Dia hoy i Jehovah tamin’i Gada,+ ilay mpahita fahitana ho an’i Davida: 10 “Mandehana lazao amin’i Davida hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Omeko safidy telo ianao, dia fidio izay iray tianao hataoko aminao.”’”