Salamo 22:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Misanasana vava hamely ahy izy ireo,+Toy ny liona mierona mamiravira ny rembiny.+ Salamo 35:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, mandra-pahoviana ianao no hitazam-potsiny?+ Vonjeo amin’ny fanafihan’izy ireo aho,+Mba tsy ho azon’ny liona tanora ny aiko sarobidy.*+
17 Jehovah ô, mandra-pahoviana ianao no hitazam-potsiny?+ Vonjeo amin’ny fanafihan’izy ireo aho,+Mba tsy ho azon’ny liona tanora ny aiko sarobidy.*+